# Inona no nolazain'ireo mpaminan'i Yaveh tamin'ireo olona? Ireo mpaminany dia nilaza tamin'ireo vahoaka mba hanatsahatra ireo zavatra izay hankahalain'i Yaveh? # Inona no nataon'ireo olona rehefa avy niteny tamin'izy ireo mpaminany? Tsy nihaino izy ireo. # Inona no nataon'i Yaveh rehefa tsy nihaino ireo mpaminany ireo Jodeana? Nandraraka ny hatezerany sy ny fahavinirany Yaveh , ary nandrava an'i Joda sy Jerosalema.