plt_tq/jer/41/11.md

4 lines
189 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Inona no nataon'i Johanana sy ireo mpifehin'ny tafika niaraka taminy rehefa nandre ny zavatra vitan'Ismaela izy ireo?
Nalain'izy ireo ny lehilahy rehetra ary nentiny hiady amin'Ismaela.