# Inona no nataon'i Johanana sy ireo mpifehin'ny tafika niaraka taminy rehefa nandre ny zavatra vitan'Ismaela izy ireo? Nalain'izy ireo ny lehilahy rehetra ary nentiny hiady amin'Ismaela.