plt_tq/jer/39/08.md

16 lines
572 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Inona no natraon'ireo Kaldeana (Babyloniana) tamin'ireo ankohonana sy mandan'i Jerosalema?
Nodoran'izy ireo.
# Iza no nentin'i Nebokadnezara natao sesitany?
Nentiny natao sesitany ireo olona ambony izay tavela tao amin'ilay tanàna sy ireo vahoaka izay nitsoaka an'ireo Kaldeana.
# Olona inona no navelan'i Nebokadnezara hipetraka teo amin'ilay tanànan'i Joda?
Navelany hipetraka teo ireo olona faran'izay mahantra.
# Inona no nomen'i Nebokadnezara ho an'ireo olona izay nijanona?
Nanome tanim-boaloboka sy saha ho an'ireo olona izay tavela tao i Nebokadnezara.