plt_tq/jer/38/01.md

12 lines
337 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Inona no hahazo ireo izay mijanona tao amin'ilay tanàna?
Ho fatin'ny sabatra, mosary ary aretin-mandringana izy ireo.
# Ahoana no fomba hijanonan'ireo olona ho velona?
Afaka mijanona ho velona izy ireo raha toa ka mivoka ao amin'ireo Kaldeana.
# Inona no hitranga amin'ilay tanàna?
Hisambotra izany ireo Kaldeana (Babyloniana).