# Inona no hahazo ireo izay mijanona tao amin'ilay tanàna? Ho fatin'ny sabatra, mosary ary aretin-mandringana izy ireo. # Ahoana no fomba hijanonan'ireo olona ho velona? Afaka mijanona ho velona izy ireo raha toa ka mivoka ao amin'ireo Kaldeana. # Inona no hitranga amin'ilay tanàna? Hisambotra izany ireo Kaldeana (Babyloniana).