plt_tq/jer/37/01.md

8 lines
227 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Iza no nametraka an'i Zedekia ho mpanjaka?
Nebokadnezara no nanao azy ho lasa mpanjaka.
# Ahoana no namalian'i Zedekia mpanjaka an'i Jeremia rehefa nanambara ny tenin'i Yaveh izy?
Zedekia dia tsy nihaino ny tenin'i Yaveh.