# Iza no nametraka an'i Zedekia ho mpanjaka? Nebokadnezara no nanao azy ho lasa mpanjaka. # Ahoana no namalian'i Zedekia mpanjaka an'i Jeremia rehefa nanambara ny tenin'i Yaveh izy? Zedekia dia tsy nihaino ny tenin'i Yaveh.