forked from WA-Catalog/plt_tq
8 lines
421 B
Markdown
8 lines
421 B
Markdown
|
# Ahoana no namalian'ilay mpanjaka ilay vakin-tenin'ilay horonan-taratasy novakian'i Jehody?
|
||
|
|
||
|
Notapahan'ny mpanjaka ilay ampahany novakian'i Jehody ary natsipiny tany anaty afo izany mandra-pahalevon'ilay horonan-taratasy manontolo.
|
||
|
|
||
|
# Ahoana no nampisehoan' ny mpanjaka sy ireo mpanompony fa izy ireo dia tsy nankatò ny teny tao amin'ilay horonan-taratasy?
|
||
|
|
||
|
Tsy natahotra izy ireo, na nandrovitra ny akanjony izy ireo.
|