# Ahoana no namalian'ilay mpanjaka ilay vakin-tenin'ilay horonan-taratasy novakian'i Jehody? Notapahan'ny mpanjaka ilay ampahany novakian'i Jehody ary natsipiny tany anaty afo izany mandra-pahalevon'ilay horonan-taratasy manontolo. # Ahoana no nampisehoan' ny mpanjaka sy ireo mpanompony fa izy ireo dia tsy nankatò ny teny tao amin'ilay horonan-taratasy? Tsy natahotra izy ireo, na nandrovitra ny akanjony izy ireo.