plt_tq/jer/34/20.md

8 lines
342 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Ahoana no hamoahan'i Yaveh ny hatezerany amin'ny vahoakan'i Joda?
Ho atolony eo amin'ireo fahavalony izay hamono azy ireo izy ireo.
# Inona no hitranga amin'ny tanànan'i Jerosalema?
Yaveh dia hitondra ny tafiky ny mpanjakan'i Babylona hiverina hiantsy ady amin'i Jerosalema ary handoro izany mba tsy hisy mponina intsony ao amin'izany.