# Ahoana no hamoahan'i Yaveh ny hatezerany amin'ny vahoakan'i Joda? Ho atolony eo amin'ireo fahavalony izay hamono azy ireo izy ireo. # Inona no hitranga amin'ny tanĂ nan'i Jerosalema? Yaveh dia hitondra ny tafiky ny mpanjakan'i Babylona hiverina hiantsy ady amin'i Jerosalema ary handoro izany mba tsy hisy mponina intsony ao amin'izany.