plt_tq/jer/29/24.md

12 lines
274 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Taiza no nisy an'i Semaia rehefa nanoratra ireo taratasy ireo izy?
Tany Babylona izy.
# Taiza no nisy ireo olona izay nanoratan'i Semaia ireo taratasy?
Tany Jerosalema izy ireo.
# Inona no tian'i Semaia ho ataon'i Zefania?
Tiany ho atao voafonjan'ireo mpaminany izy.