# Taiza no nisy an'i Semaia rehefa nanoratra ireo taratasy ireo izy? Tany Babylona izy. # Taiza no nisy ireo olona izay nanoratan'i Semaia ireo taratasy? Tany Jerosalema izy ireo. # Inona no tian'i Semaia ho ataon'i Zefania? Tiany ho atao voafonjan'ireo mpaminany izy.