plt_tq/jer/27/09.md

8 lines
285 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Inona no hahazo an'ireo olona izay mihaino faminaniana lainga?
Ho esorin'i Yaveh lavitra ny taniny izy ireo, ary ho faty.
# Inona no ho raisin'ny firenena izay maka ny ziogan'ny mpanjakan'i Babylona?
Hijanona ao amin'ny taniny izy ireo, hamboly eo amion'izany ary hanorina trano.