# Inona no hahazo an'ireo olona izay mihaino faminaniana lainga? Ho esorin'i Yaveh lavitra ny taniny izy ireo, ary ho faty. # Inona no ho raisin'ny firenena izay maka ny ziogan'ny mpanjakan'i Babylona? Hijanona ao amin'ny taniny izy ireo, hamboly eo amion'izany ary hanorina trano.