plt_tq/jer/26/22.md

8 lines
280 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Ahoana no namonoan'i Joiakima an'i Oria?
Nandefa lehilahy tany Egypta mba hitondra an'i Oria hiverina i Joiakima, ary novonoin'i Joiakima tamin'ny sabatra i Oria.
# Iza no niaro an'i Jeremia tsy ho voavono?
Ahikama zanaka lahin'i Safana no niaro an'i Jeremia tsy ho vonona.