# Ahoana no namonoan'i Joiakima an'i Oria? Nandefa lehilahy tany Egypta mba hitondra an'i Oria hiverina i Joiakima, ary novonoin'i Joiakima tamin'ny sabatra i Oria. # Iza no niaro an'i Jeremia tsy ho voavono? Ahikama zanaka lahin'i Safana no niaro an'i Jeremia tsy ho vonona.