plt_tq/jer/21/13.md

8 lines
256 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Iza no toherin'i Yaveh?
Yaveh dia nanohitra ireo olona izay niaina teny amin'ny lohasaha sy teny amin'ny lemaka.
# Inona no ho ataon'i Yaveh nohon'ny nataon'ireo vahoaka ireo?
Handrehitra afo eny amin'ny kirihitra izay handoro ny zavatra rehetra Izy.