# Iza no toherin'i Yaveh? Yaveh dia nanohitra ireo olona izay niaina teny amin'ny lohasaha sy teny amin'ny lemaka. # Inona no ho ataon'i Yaveh nohon'ny nataon'ireo vahoaka ireo? Handrehitra afo eny amin'ny kirihitra izay handoro ny zavatra rehetra Izy.