plt_tq/jer/18/01.md

8 lines
297 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Taiza no nasain'i Yaveh nalehan'i Jeremia mba hihaino ny teniny?
Nasain'i Yaveh nankany an-tranon'ny mpanefy tanimanga i Jeremia.
# Inona no nitranga tamin'ilay zavatra vita amin'ny tanimanga izay novolavolain'ilay mpanefa tanimanga raha nijery iny Jeremia?
Potika teny an-tananany ilay izy.