# Taiza no nasain'i Yaveh nalehan'i Jeremia mba hihaino ny teniny? Nasain'i Yaveh nankany an-tranon'ny mpanefy tanimanga i Jeremia. # Inona no nitranga tamin'ilay zavatra vita amin'ny tanimanga izay novolavolain'ilay mpanefa tanimanga raha nijery iny Jeremia? Potika teny an-tananany ilay izy.