plt_tq/jer/15/01.md

8 lines
327 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Inona no nolazain'i Yaveh fa tsy hovainy na dia hitalao ho an'ireo vahoaka aza i Mosesy na Samoela?
Mbola tsy hankasitraka an'io vahoaka io Izy.
# Inona no hitranga amin'ireo vahoakan'i Joda sy Jerosalema?
Misy ny ho faty, misy ny ho vonoina, misy ireo ho fatin'ny hanoanana, ary misy ireo ho esorina lavitra ny tranony.