# Inona no nolazain'i Yaveh fa tsy hovainy na dia hitalao ho an'ireo vahoaka aza i Mosesy na Samoela? Mbola tsy hankasitraka an'io vahoaka io Izy. # Inona no hitranga amin'ireo vahoakan'i Joda sy Jerosalema? Misy ny ho faty, misy ny ho vonoina, misy ireo ho fatin'ny hanoanana, ary misy ireo ho esorina lavitra ny tranony.