plt_tq/jer/12/16.md

8 lines
253 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Inona no fampanantenan'i Yaveh tamin'ireo firenena izay nianatra nianiana hoe: "Raha mbola velona koa Yaveh"?
Hoarenina eo ampivoan'ireo vahoakan'i Yaveh izy ireo.
# Inona no hitranga raha tsy mihaino ireo firenena ireo?
Hanongotra azy ireo Yaveh.