# Inona no fampanantenan'i Yaveh tamin'ireo firenena izay nianatra nianiana hoe: "Raha mbola velona koa Yaveh"? Hoarenina eo ampivoan'ireo vahoakan'i Yaveh izy ireo. # Inona no hitranga raha tsy mihaino ireo firenena ireo? Hanongotra azy ireo Yaveh.