plt_tq/jer/11/14.md

8 lines
296 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Nahoana Yaveh no nandidy an'i Jeremia tsy hivavaka ho an'ireo ololna
Tsy navela nivavaka izy satria tsy hihaino Yaveh.
# Nahoana no tsy hanampy ireo olona ny soron'izy ireo?
Ny soron'izy ireo dia tsy afaka ny hanavotra azy ireo satria izy ireo dia nanao ratsy ary avy eo nifaly tamin'izany.