# Nahoana Yaveh no nandidy an'i Jeremia tsy hivavaka ho an'ireo ololna Tsy navela nivavaka izy satria tsy hihaino Yaveh. # Nahoana no tsy hanampy ireo olona ny soron'izy ireo? Ny soron'izy ireo dia tsy afaka ny hanavotra azy ireo satria izy ireo dia nanao ratsy ary avy eo nifaly tamin'izany.