plt_tq/jer/09/23.md

8 lines
217 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Inona no tokony hireharehan'ireo olona?
Tokony hirehareha ireo olona fa mahafantatra an'i Yaveh.
# Amin'ny inona no nolazain'i Yaveh fa hiasany?
Miasa amin'ny fanekena tsy mivadika, hitsiny ary fahamarinana Izy.