# Inona no tokony hireharehan'ireo olona? Tokony hirehareha ireo olona fa mahafantatra an'i Yaveh. # Amin'ny inona no nolazain'i Yaveh fa hiasany? Miasa amin'ny fanekena tsy mivadika, hitsiny ary fahamarinana Izy.