plt_tq/jer/09/04.md

12 lines
381 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Nahoana izy ireo no miambina ireo mpiara-monina sy ireo rahalahin'izy ireo?
Tsy maintsy niambina azy ireo izy ireo satria ny rahalahy sy mpiara-monina rehetra dia mpamitaka avokoa.
# Nahoana no reraka ireo olona?
Reraky ny manota izy ireo.
# Nahoana Yaveh no manasazy ireo Israelita?
Hanasazy ireo Israelita Izy satria namora ny vatany fosiny ihany izy ireo fa tsy ny fony.