# Nahoana izy ireo no miambina ireo mpiara-monina sy ireo rahalahin'izy ireo? Tsy maintsy niambina azy ireo izy ireo satria ny rahalahy sy mpiara-monina rehetra dia mpamitaka avokoa. # Nahoana no reraka ireo olona? Reraky ny manota izy ireo. # Nahoana Yaveh no manasazy ireo Israelita? Hanasazy ireo Israelita Izy satria namora ny vatany fosiny ihany izy ireo fa tsy ny fony.