plt_tq/jer/05/04.md

12 lines
445 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Nahoana ireo mpaminany no milaza fa ireo olona ireo dia mahantra sy adala fotsiny ihany?
Tsy fantatr'izy ireo ny lalan'i Yaveh.
# Moa ve ireo olona manan-danja mahafantatra ny lalan'i Yaveh?
Tsia, nikomy hanohitra azy izy ireo.
# Inona no nolazain'i Jeremia mahakasika ny fandikan-dalàna sy tsy fananam-pinoanan'ireo vahoaka?
Jeremia dia milaza fa ny fandikan-dalànan'izy ireo dia mitombo ary ny tsy manam-petra ny tsy finoan'izy ireo.