# Nahoana ireo mpaminany no milaza fa ireo olona ireo dia mahantra sy adala fotsiny ihany? Tsy fantatr'izy ireo ny lalan'i Yaveh. # Moa ve ireo olona manan-danja mahafantatra ny lalan'i Yaveh? Tsia, nikomy hanohitra azy izy ireo. # Inona no nolazain'i Jeremia mahakasika ny fandikan-dalàna sy tsy fananam-pinoanan'ireo vahoaka? Jeremia dia milaza fa ny fandikan-dalànan'izy ireo dia mitombo ary ny tsy manam-petra ny tsy finoan'izy ireo.