plt_tq/jer/01/15.md

8 lines
298 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Inona no nataon'ny foko rehetra any any avaratra rehefa niantso azy ireo Yaveh?
Ho avy izy ireo ary hametraka ny seza fiandrianany manerana an'i Jerosalema sy Joda.
# Nahoana Yaveh no hanonona sazy amin'i Jerosalema sy Joda?
Hanonona sazy amin'izy ireo Yaveh satria tsy nankatò Azy izy ireo.