# Inona no nataon'ny foko rehetra any any avaratra rehefa niantso azy ireo Yaveh? Ho avy izy ireo ary hametraka ny seza fiandrianany manerana an'i Jerosalema sy Joda. # Nahoana Yaveh no hanonona sazy amin'i Jerosalema sy Joda? Hanonona sazy amin'izy ireo Yaveh satria tsy nankatò Azy izy ireo.