plt_tq/jdg/20/12.md

8 lines
521 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Nahoana ireo fokon'Israely no niteny tamin'i Benjamina ny mba hanomezany azy ireo izay lehilahy ratsy fanahy tao Gibea?
Ireo fokon'Israely dia niteny tamin'i Benjamina ny mba hanomezany azy ireo izay lehilahy tsy mendrik'i Gibea, mba hahafahan'ireo foko mamono ho faty azy ireo, ary manala tanteraka izany faharatsiana izany eo amin'Israely.
# Nahoana no niara-nivoaka ny tanànan'i Gibea ny vahoakan'i Benjamina?
Niara-nivoaka ny tanànan'i Gibea ny vahoakan'i Benjamina mba hiomana hiady amin'ny vahoakan'Israely.