# Nahoana ireo fokon'Israely no niteny tamin'i Benjamina ny mba hanomezany azy ireo izay lehilahy ratsy fanahy tao Gibea? Ireo fokon'Israely dia niteny tamin'i Benjamina ny mba hanomezany azy ireo izay lehilahy tsy mendrik'i Gibea, mba hahafahan'ireo foko mamono ho faty azy ireo, ary manala tanteraka izany faharatsiana izany eo amin'Israely. # Nahoana no niara-nivoaka ny tanĂ nan'i Gibea ny vahoakan'i Benjamina? Niara-nivoaka ny tanĂ nan'i Gibea ny vahoakan'i Benjamina mba hiomana hiady amin'ny vahoakan'Israely.