plt_tq/isa/59/19.md

8 lines
311 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Inona no ho vokatry ny famalian'i Yaveh azy ireo araka izay nataony?
Hatahotra ny anaran'i Yaveh avy any avaratra izy ireo, ary ny voninahiny avy any amin'ny fiposahan'ny masoandro.
# Ho eo amin'iza ny mpamonjy?
Hisy mpamonjy ho avy ao Ziona sy any amin'ireo izay miala amin'ny asa feno ditrany ao Jakoba.