# Inona no ho vokatry ny famalian'i Yaveh azy ireo araka izay nataony? Hatahotra ny anaran'i Yaveh avy any avaratra izy ireo, ary ny voninahiny avy any amin'ny fiposahan'ny masoandro. # Ho eo amin'iza ny mpamonjy? Hisy mpamonjy ho avy ao Ziona sy any amin'ireo izay miala amin'ny asa feno ditrany ao Jakoba.