plt_tq/isa/55/06.md

12 lines
416 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Rahoviana Israely no tokony hitady sy hiantso an'i Yaveh?
Tokony hitady Azy izy ireo dieny mbola hita Izy, ary hiantso Azy dieny mbola akaiky.
# Inona no tokony hataon'ireo ratsy fanahy sy ny olon'ny fahotana?
Aoka ireo ratsy fanahy hiala amin'ny lalany, ary ny olon'ny fahotana hiala amin'ny fiheviny.
# Inona no hataon'i Yaveh amin'izay miverina aminy?
Hangoraka azy Yaveh ary hitobatobaka ny famelany azy.