# Rahoviana Israely no tokony hitady sy hiantso an'i Yaveh? Tokony hitady Azy izy ireo dieny mbola hita Izy, ary hiantso Azy dieny mbola akaiky. # Inona no tokony hataon'ireo ratsy fanahy sy ny olon'ny fahotana? Aoka ireo ratsy fanahy hiala amin'ny lalany, ary ny olon'ny fahotana hiala amin'ny fiheviny. # Inona no hataon'i Yaveh amin'izay miverina aminy? Hangoraka azy Yaveh ary hitobatobaka ny famelany azy.