plt_tq/isa/54/07.md

8 lines
186 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Inona no nataon'i Yaveh tamin'Israely?
Nahafoy azy tao anatin'ny fotoana fohy monja Izy.
# Inona no hataon'i Yaveh amin'Israely?
Amin'ny fangorahana lehibe no hanangonany azy ireo.