# Inona no nataon'i Yaveh tamin'Israely? Nahafoy azy tao anatin'ny fotoana fohy monja Izy. # Inona no hataon'i Yaveh amin'Israely? Amin'ny fangorahana lehibe no hanangonany azy ireo.