plt_tq/isa/52/13.md

8 lines
271 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Inona no hataon'ny mpanompon'i Yaveh?
Hitondra amin'ny fahendrena sy am-pahombiazana izy; hasandrandra izy ary hisandratra avo, ary tena hisandratra tokoa.
# Inona no nahazo ny endrik'ilay mpanompon'i Yaveh?
Niova endrika hafa amin'ny endrik'olombelona ny tarehiny.