# Inona no hataon'ny mpanompon'i Yaveh? Hitondra amin'ny fahendrena sy am-pahombiazana izy; hasandrandra izy ary hisandratra avo, ary tena hisandratra tokoa. # Inona no nahazo ny endrik'ilay mpanompon'i Yaveh? Niova endrika hafa amin'ny endrik'olombelona ny tarehiny.