plt_tq/isa/52/11.md

8 lines
387 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Inona no tokony hataon'ireo izay mitondra ny fanak'i Yaveh?
Tokony hiala, tsy hikasika na inona na inona izay maloto ary hanadio ny tenany izy ireo.
# Nahoana ny vahoakan'i Yaveh no tsy mila maimaika na ho raiki-tahotra rehefa miala?
Tsy mila maimaika na ho raiki-tahotra izy ireo rehefa miala satria Yaveh no hialoha lalana azy ireo ary ny Andriamanitr'Israely no ho vodi-lalany.