# Inona no tokony hataon'ireo izay mitondra ny fanak'i Yaveh? Tokony hiala, tsy hikasika na inona na inona izay maloto ary hanadio ny tenany izy ireo. # Nahoana ny vahoakan'i Yaveh no tsy mila maimaika na ho raiki-tahotra rehefa miala? Tsy mila maimaika na ho raiki-tahotra izy ireo rehefa miala satria Yaveh no hialoha lalana azy ireo ary ny Andriamanitr'Israely no ho vodi-lalany.