plt_tq/isa/40/29.md

8 lines
338 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Inona no ataon'i Yaveh ho an'ireo reraka sy sasatra?
Manome hery ny reraka Yaveh ary manavao ny herin'izay sasatra.
# Inona no hahazo an'ireo izay miandry an'i Yaveh?
Hanavao ny heriny ireo izay miandry an'i Yaveh; hanidina amin'ny elatra tahaka ny voromahery izy; hihazakazaka izy fa tsy ho reraka; handeha izy nefa tsy ho sasatra.