# Inona no ataon'i Yaveh ho an'ireo reraka sy sasatra? Manome hery ny reraka Yaveh ary manavao ny herin'izay sasatra. # Inona no hahazo an'ireo izay miandry an'i Yaveh? Hanavao ny heriny ireo izay miandry an'i Yaveh; hanidina amin'ny elatra tahaka ny voromahery izy; hihazakazaka izy fa tsy ho reraka; handeha izy nefa tsy ho sasatra.